-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/11/31.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 31 \v 32 \v 33 nifampandinika miaraka iary zareo sady nifamaly ka izaka hoe:"Raha mamaly ansena hoe: avy an-danitra de hizaka Izy hoe: Nagnino arika anareo ts nino anazy? Fa raha mamaly ndreka ansena hoe: avy amin'olona;..." Natahotra an'olona io iary zareo, tratrin'ny resy lahatra ny olona marobe io fa i Jaona de mpaminany tegnany? Aveon'igny de namaly an'i Jesôsy izy ka nagnano hoe: "Tsy lalanay". de nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Izaho koa mba tsy hizaka aminareo ny fahefana agnamboarako an'ny raha teo io."