1 line
355 B
Plaintext
1 line
355 B
Plaintext
\v 27 \v 28 De niakatra agny Jerosalema ndreka iary zareo. ka nandehandeha tan-kianjan'ny Tempoly Jesôsy, de tonga nagnatogna Anazy ny lohandohan'ny mpisorona, ny mpanoradalàna miaraka amin'iary zareo loholona. De nizaka iary zareo tamin'Azy hoe:" Fahefana avy aza no mahatonga Anao magnano raha karanio sady iza nagnome fahefana Anao hagnano an'izany." |