-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/11/13.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 13 De nahita hazon'aviavy raika feno ravina talavidavitra tegny, de natognony tegny nijerevany sô de misy vôniny tamin'azy, de ndreka nandeha tegny Izy de tsy nahita ninonino afa tsy ravina fotsiny, tratrin'ny mbola tsy taom-pamoazana aviavy tamin'io. \v 14 De nizaka Izy tamn'izany hoe:" tsisy hihinagna voa avy aminao koa mandrakizay." de ny mpianatrany naregniny an'izany.