-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/05/41.txt

1 line
316 B
Plaintext

Nitanany tagnan'ny zaza de nizaka tamin'azy hoe: "Talita, Komy!" ndreka azavaina de hoe: "Zaza viavy, mizaka aminao hoe, mitsangàna. Tonga de nitsangana i zaza viavy igny de nandeha (satria roiambinifolo taona izy). gaga tampoka iary zareo. nandrara mafy an'iary zareo mba tsisy n'iza n'iza halala ny momban'izany