-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/02/10.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 10 Mba halalanareo ny fanagnan'ny zanak'Olona fahefana hamela heloka et antany dia izao ny raha nizakaina tamin'ny lilahy sembagna igny hoe: \v 11 "zao zakaiko aminao, mitsangana, batay fandrenanao de mandihana andragnonao. \v 12 Tonga de nitsangana izy nibata ny fandrenany sady nibata ny fandrenany tamason'olona maro be teo, de gaga aby ary zareo sady nagnome voninahitra an'Andriamanitra de nizaka hoe: "tsy mbola nahita raha karan'ity ahay"