-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/11/07.txt

1 line
510 B
Plaintext

\v 7 De nindôsin'ny mpianatra roy lahy tamin'ny Jesôsy ny zanak'apondra de nataony tambonin'igny teo ny lamban'iary zareo de afaka nideba teo Jesôsy. \v 8 Maro ny olona namelatra ny lambany tan-dalagna tegny, de ny sasany ndreka namelatra rantsa-kazo zeny tapatapainy tagnaty ala tagny. \v 9 iary zareo zeny nandeha talohany sy nagnaraka Anazy nagnantsognantso hoe:" Hosana, Deraina ny iray avy amin'ny agnaran'ny Tompo. \v 10 Deraina ny fanjakana ho avin''i Davida raintsena. Hosana amin'ny avo indrindra."