-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/02/08.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 8 Fa tonga de fantany Jesosy ny raha tagnatin'ny lohan'ny ary zareo . De nizaka Izy tamin'iary zareo: "Nagnino anareo na miertreritra raha karan'izany agnatin'ny vavony? \v 9 aza arika ny moramora aminareo, ny mizaka ny mizaka amin'ny lilahy sembagna io hoe : voavela ny helokanao sa hoe: Mitsangana de batay fandrenanao de mandihana."