-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/03.txt

1 line
547 B
Plaintext

\v 3 Ndreka tagny Betania tan-dragnon'i Simôna boka Jesôsy, ka na nipetraka tamin'ny latabatra Izy, de nisy viavy raika nagnatognan'Azy nitondra tavoagny alabastara misy menaka lafo vidy, zay narda tsisy fangarony. Nivakiany ny tavoagny de nararakany tamin'ny lohany zany.\v 4 Ka nahavignitra ny olona sanagny zany. \v 5 Ka nifampizaka iary zareo nagnano hoe: "Ino no anton'zao fandanindaniam-pôgna zao? Io menaka magnitra io de afaka amidy mihoatra ny denaria telonjato, de omena ny sahirana." De nizakazakain'iary zareo avy eo i viavy igny.