-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/02/20.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 20 ho avy mi ny andro hangalana ny mpampakatra amin'ny ary zareo io. de amin'izany ary zareo de hifady hanina. \v 21 Sady tsisy manampina lamba tonta amin'ny lamba vaovao fa ra tsy zany de lasa menga teo tapa-damba igny, ny vaovao menga amin'ny taloha de vômaika ratsy ndreka faharovitana.