1 line
355 B
Plaintext
1 line
355 B
Plaintext
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nefa nizaka Jesôsy hoe: Avelay izy. Nagnino anareo na magnano an'zay mampalahelo an'azy? Raha tsara ny nataony taminaha. Ny sahirana de eo aminareo fehizay, ka afaka magnano asa soa ho an'iary zareo fôgna anareo na amin'ny fotôna ino na amin'ny fotôna ino, fa Izaho ndreka tsy hipetraka eo aminareo fehizay. Nagnano zay azony atao |