-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/01/21.txt

1 line
244 B
Plaintext

De tonga tao Kapernaomy iary zareo, tamin'ny andro Sabata, de niditra tampengonana Jesôsy nampianatra. Gaga tamin'ny fampianarany iary zareo satria nampianatra an'iary zareo, kara olona managna fahefana mihitsy fa tsy kara ny mpanora-dàlana.