-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/11/01.txt

1 line
517 B
Plaintext

\c 11 \v 1 fa ndreka nandeha ta Jerosalema de nagnakeky an'ny Betifiga sy Betania, tamin'ny tendrom-bohitran'ny Oliva, Jesôsy nagniraka ny mpianatrany roy \v 2 hizaka tamin'ny iary zareo hoe: "Mandiana amin'iray vohitra bitaka aloantsena iray. de ndreka tonga ao anareo de ahita zanak'apondra raika mbola tsy nideban'olona. vahay de indosy amina aty. \v 3 de ndreka misy olona mizaka anareo hoe: 'Nagnino anareo magnano anio?' de zakay fotsiny hoe: 'Misy raha ilàn'ny Tompo anazy de aerigna malaky aty mi izy aveo."