\c 16 Ndreka tapitra ny andro Sabata, de nivanga raha magnitra ahosotra amin'ny fatin'ny Jesôsy i Maria Magdalena miaraka amin'i Maria renin'i Jakoba, de Salome nivanga hagnitra mba hosorana amin'ny fatin'ny Jesôsy. Vô mandraigna be