-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/07/33.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 33 Nitondra an'ny ralilahy nenga tamin'ny olona marobe io teo Izy, de nametraka rantsan-tagnana tamin'ny tadigniny Izy, ka ndreka avy nandrora, de nitàna ny lelany. \v 34 De nitraka nizaha lanitra Izy, de nisento ka nizaka tamin'azy hoe: "Efata", midika hoe: "Maladia" \v 35 De tsielatsela teo de ny tadigniny de nalady, sady zegny nagnidy an lelany de potika sady afaka nizaka mazava tsara izy.