-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/71.txt

1 line
287 B
Plaintext

Fa nanomboka nagnitsiaka tegna sy nifanta izy hoe: "Tsy lalako zany lilay zakainao zany." De niaraka tamin'zay de nagneno ny akoho. Aveo de nahatsiaro ny zakan'i Jesôsy tamin'azy Petera hoe: "Na mbola tsy magneno ny akoho, de handà Anaha intelo anao," De nalahelo be izy sady nitomagny