1 line
449 B
Plaintext
1 line
449 B
Plaintext
\v 38 Tamin'i Jesôsy nampianatra de nizaka hoe; "magnamboara tsara amin'iary zareo mpanora-dalàna io, zegny tia magnatao akanjo lava sady ten'iary zareo ny antsafa azon'iary zareo a bazary. \v 39 Sady ten'iary zareo koa ny mahazo seza aloha ndreka am-pengonana mbàn'ny pilasy aloha ndreka amina fety. \v 40 Mandroba tragno na mpitondra tegna iary zareo, sady magnano vavaka lavabe te ho hitan'olona. Io lilahy io de ahazo sazy agnona be tegnany." |