-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/08/33.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 33 Ndreka nitodika i Jesôsy de nizaha ny mpianatrany io de aveo nizaka an'i Petera nagnano hoe: "Menga lavitra Anaha, anao a devoly! ts mba misaigna ny rahan'Andriamanitra, fa ny rahan'olona". \v 34 Tonga de nagnantso ny fokonolona mbàn'ny mpianatrany Izy de nizaka tamin'iary zareo hoe: Raha misy te hagnaraka Anaha, de tsy mentsy manery ny tegnany izy, mangala ny hazo fijalena, de magnaraka Anaha.