-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/02/18.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 18 De nifady hanina iary zareo mpianatran'ny Jaona mban'ny iary zareo Fariseo. de lilahy maromaro nagnatogna Anazy de nagnotany hoe nagnino ny mpianatran'ny Jaona sy ny Fariseo mifady hanina aby nefa ny mpianatranao tsy mifady? \v 19 De nizaka Jesosy hoe: "Afaka mifady hanina ma zany ny mpanatrika ny fampakarana raha mbola eo ny mpampakatra? Fa ndreka miaraka amin'ny ary zareo eo ny mpampakatra de tsy afaka hifady hanina ary zareo io".