-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/16/19.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 19 [Ny fandikana taloha tena tsara de mangala ny Marka16: 9-20] Ndreka avy nikoragna tamin'iary zareo ny Tompo, de nampekarina an-danitra Izy sady nitometra eo an-kavanan'Andriamanitra. \v 20 De nandeha ny mpinatra nitory magnodidigna tegny, de niara-niasa tamin'iary zareo ny Tompo sady nagnamafy ny zaka tamina famantarana zegny niaraka tamin'iary zareo.