-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/16/17.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 17 [Ny fandikana taloha tena tsara de mangala ny Marka16: 9-20] Itôgny famantarana itôgny de hagnaraka an'ny zegny mino: Amin'ny agnarako hamoahan'iary zareo devoly. Hizaka amin'ny fizakana vaovao iary zareo. \v 18 Hitàna menaragna amin'ny tagnany iary zareo, sady ndre hihinagna raha mahafaty iary zareo, de hampagnino an'Azy izany. Hametraka tagnana amin'ny marary iary zareo, de ho afaka aby io."