-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/15/39.txt

1 line
447 B
Plaintext

\v 39 Ndreka hitan'ny kapiteny nitsangana sady nifagnatrika tamin'i Jesôsy fa maty tamin'izany fomba izany Izy, de nizaka Izy hoe: "Zanak'Andriamanitra marina tegnany io Lilahy io. \v 40 De nisy viavy koa nitsinjo tegny. Agnisan'izany Maria Magdalena, Maria( renin'i Jakoba zandriny Josesy), de Salome. \v 41 Tamin'Izy tany Galilia de de nagnaraka an'Azy nanompo an'Azy iary zareo. Viavy maro hafa koa niaraka niakatra tamin'Azy tagny Jerosalema.