-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/15/31.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa de nisomboronga an'Azy kara an'izany, niaraka tamin'ny mpanora-dalàna sady nizaka iary zareo hoe: " Nagnavotra ny hafa Izy, nefa tsy mahavotra ny tegnany. \v 32 Avelay Kristy, Mpanjakan'Israely, hijotso amin'ny hajofijalena io, mba hiitanay de hinônay," ndre zegny nifantsiana niaraka tamin'Azy de nisomboronga an'Azy.