-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/15/25.txt

1 line
474 B
Plaintext

\v 25 Tamin'ny telo Izy de nifantsian'iary zareo. \v 26 Tamin'ny takelaka kakazo raika no nanoratan'iary zareo ny fitorena nanohitra an'Azy hoe: "Mpanjaka ny Jiosy." \v 27 Dahalo roy lahy niaraka nifantsian'iary zareo tamin'Azy ka ny raika tankavanan'Azy teo de ny raika tankaviany. \v 28 [Fagnamarihana: Ny fandikana taloha tena tsara de tsisy ny Marka 15: 28 hoe: "De tanteraka ny Soratra Masina magnano hoe: 'Natao ho agnisan'ny mpanota Izy.' (Ampitahay ny Lioka 22:035)]