-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/15/22.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 22 Nindôsin'ny miaramila tamin'ny pilasy atao hoe Gologota Jesôsy ( dikan'izany de hoe " pilasin'ny karandoha"). \v 23 Nomen'iary zareo divaigna nifangaro miora Izy, fa tsy nisotro n'izany Izy. \v 24 De nifantsian'iary zareo Izy sady nifampizaran'iary zareo natao ankitsapaka ny akanjony mba hafantarana ny antsasany alain'ny miaramila tsitokatokana.