-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/15/19.txt

1 line
509 B
Plaintext

\v 19 Nivangoin'iary zareo tamina volotara ny lohany sady nandrorany Izy. De nandohalika talohan'iary zareo mody nidera Anazy. \v 20 Ndreka avy nisomborogna Anazy iary zareo, de nalain'iary zareo tamin'Azy ndreka ny akanjony voloparasy sady nampagnatofain'iary zareo akanjo ndreka Izy, de nindôsin'iary zareonivôka Izy mba hamatsiana an'Azy. \v 21 Niteren'iary zareo ny pandalo raika avy tan-kosy mba hitondra ny hazo fijalen'ny Jesôsy, lilahy raika atao hoe: Simona Kereniana iaban'i Aleksandra sy Rofosy.