-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/15/16.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 16 Nindôdin'ny miaramila an-tokontany Izy (antegnategnan'ny fanjakana), sady nantsovan'iary zareo aby n antoko miaramila marobe . \v 17 nampagnatofain'iary zareo akanjo voloparasy Jesôsy, sady nagnambôtra feloha fantsy iary zareo ka napetany tamin'Azy. \v 18 De nanomboka nagnotsafa an'Azy iary zareo de nizaka hoe: "Akory a mpanjakan'ny Jiosy!"