-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/15/09.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 9 Pilato namaly an'iary zareo ka nagnano hoe: "Tenareo ma raha ny mpanjakan'ny Jiosy no omeko anareo?" \v 10 Azony fantan'iary zareo fa fialognana no nanolorany ny lohan'ny mpisorona an'i Jesôsy tamin'azy. \v 11 Nagnetagna ny fokonolona ny lohan'ny mpisorona mba hioaika mafy fa tokony Barabasy havôka.