-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/15/06.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 6 Tamin'ny andro fety, de namôka gadra raika ho an'iary zareo Pilato, gadra zegny angatahin'iary zareo. \v 7 Niaraka tamin'iary zareo mpikomy tam-ponja, tamin'ny mpamono olona zegny vôtana nagnano an'izany, de nisy lilahy raika atao hoe Barabasy. \v 8 De nagnatogna an'i Pilato ny fokonolona ka nanomboka nangataka tamin'azy mba hagnano kara ny fataon'iary zareo taloha tagny.