-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/63.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 63 Nirotavin'ny mpisoronabe ny akanjony sady nagnano hoe: "Mbola mila vavolombelona my atsena va? \v 64 Efa regninareo ny fizakana ratsiny. Ino no fanapahan-kevitrareo?" Iary zareo marobe de samby nagnameloka an'Azy ôtran'ny olona tokony ho vonoina. \v 65 Ny sanagny de nandrora an'Azy sady nandrakotra ny tarehiny ka namagno an'Azy ka nagnano hoe: "Maminania!" De iregny manam-bonihitra nagnala an'Azy ka namango.