-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/57.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 57 De ny olona sanagny nitsangana ka niampanga afetsy an'Azy; nizaka iary zareo hoe: \v 58 "Regninay Izy nizaka hoe: 'Ho ravaiko ity fiangonana namboarina tàgnana ity, ka agnatiny telo andro Zaho de hagnamboatra raika hafa tsy namboarina tàgnana.''' \v 59 Fa mbola tsy nifaragna my ny fiampangan'iary zareo