-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/53.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 53 Nandaon'iary zareo tagny amin'ny mpisoronabe Jesôsy. Niaraka nivorovoro tamin'azy teo aby ny mpisorona marobe, sy ny loholona, de iregny mpanora-dalàna.\v 54 De Petera nagnaraka an'Azy tegny alavidavitra tegny, ka hatramin'ny tokotanin'ny mpisoronabe. Nipetraka tegny amin'ny mpiambina izy, zay namindro takekiny afo.