-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/35.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 35 Nagnalavitra bitabitaka Jesôsy, niankohoka tamin'ny tany, de nivavaka Izy na mba azo atao de alaina amin'Azy zany fizalena zany.\v 36 Nizaka Izy hoe: "Aba, Ray ô! ny raha marobe hainao atao. Alay aminaha ity kapoaka ity. Nefa aoka tsy ny sitrapoko no atao, fa ny Anao."