-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/22.txt

1 line
578 B
Plaintext

\v 22 Na mbola tam-pihinanana iary zareo, de nagnala ny mofo i Jesôsy, nisaotra, ka nizarazara an'zany. Nomeny an'iary zareo zany sady nagnano hoe: "Raiso, ity no vatagnako." \v 23 De nagnala ny kapoaka Izy, nisaotra, ka nagnome an'zany ho an'iary zareo, de nihinana tamin'zany iary zareo marobe. \v 24 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Ity ny ràn'ny fanekem-piavanako, rà zay alatsaka ho an'ny marobe. \v 25 Zakaiko marina aminareo, tsy hinagna an'ty vokatry ny voaloboka ity koa Zaho mandra-piavin'ny andro zay hinanako zany ndreka agny amin'ny Fanjakan'Andriamanitra."