-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/20.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 20 Jesôsy namaly ka nizaka an'iary zareo hoe: "Ny raika aminareo roy ambifolo lay zany, zay miaraka magnatsoboka mofo aminaha agnaty kopy amin'izao. \v 21 Fa ny Zanak'Olona de handea amin'ny làlana zay efa voazakan'ny Soratra Masina mikasika an'Azy. Fa loza koja ho an'ny lilay zay mamadika ny Zanak'Olona zany. Mety amin'azy aza de aleo izy tsy nateraka."