-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/17.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 17 Ndreka harivariva ny andro, de tonga niaraka tamin'ny roy ambifolo lay Izy. \v 18 Ndreka nipetraka tan-databatra sady nihinagna iary zareo, de nizaka Jesôsy hoe: "Zakaiko marina aminareo, fa ny raika aminareo zay miaraka mihinagna aminaha eto no hamadika anaha.\v 19 Nalahelo be izy marobe, ka nizaka tamin'azy tsirai-draika hoe: "Tsy 'zaho mihitsy zany?"