-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/12.txt

1 line
662 B
Plaintext

\v 12 Tamin'ny andro vôlohany nihinagna ny mofo tsy nasiana sira, ndreka nagnano sorogna ny ondriy amin'ny paka iary zareo, de nagnotany tamin'azy ny mpianatrany hoe: "Aiza no tenao andeananay hagnamboarana ny hanina,mba hinananaony hanina ny paka?" \v 13 De nagniaraka ny roy tamin'ny mpianatrany Izy ka nizaka tamin'iary zareo hoe: "Mandiana agny an-tanàna, de hisy lilay mitondra siô feno rano hifanepaka aminareo. Magnaraha an'azy. \v 14 Ndregny tragno hidirany, magnaraha an'azy de zakainy ny tompon'zany tragno zany hoe: Zao zakain'ny Mpampianatra hoe: ''Aiza ny efitra fandraisana vahiny ahafahako miaraka mihinagna ny paka amin'ny mpianatra anaha?'''