-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/10.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 10 Aveo Jodasy Iskariota, raika tamin'iary zareo roy ambifolo lay, nandea tagny amin'ny lohan'ny mpisorona ahafahany magnomen'Azy amin'iary zareo. \v 11 Ndreka naregny an'zany iary zareo lohan'ny mpisorona, de faly iary zareo ka nampagnantegna hagnome vola an'azy. De nanomboka niaragna kendritoina hagnomezana an'Azy ho an'iary zareo izy.