-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/13/35.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 35 Ka miambena, satria tsy lalanareo hoe amin'vena no ho tonga ny tompon-tragno; mety amin'ny harivariva zany, sa amin'ny sasak'alina, sa magneno akoho, sa mandraigna. \v 36 Fa na avy tampoka izy, de aza avela hahita anareo mandry izy.\v 37 Zay zakaiko aminareo de zakaiko amin'olona aby koa hoe: "Miambena!"