-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/13/28.txt

1 line
238 B
Plaintext

\v 28 Magnalà lesogna avy amin'ny fototr'aviavy. Na vao mamogny sy misy raviny ny rantsagny, de lalanareo fa akeky ny lohataona.\v 29 Karan'zany koa, na vao hitanareo miseo zany raha marobe zany, de efa akeky Izy, magnakeky ny vavahady.