-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/13/17.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 17 Lozan' zay viavy bevoka sy mampinono amin'zany fotôna zany!\v 18 Mivavaha anareo mba tsy amin'ny rirignina no atongavan'zany. \v 19 Fa hisy fijalena be, zay tsy mbola nisy hatramin'zay,namoronan'Andriamanitra an'zao tontolo zao, ka hatramin'izao, tsy zany, fa mandrakizay de tsy ho hisy koa zany. \v 20 Ka na tsy hoe nafohezin'ny Tompo zany andro, de tsisy olona ho vonjena. Fa nohon'ny olom-boafidy, zay nifidiny, de nafoheziny ny isan'zany andro zany.