-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/13/07.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 7 Ndreka maregny ady sy korana mikasika an'ady anareo, de aza mataotra; fa tsy mentsy hotonga zany, ka tsy mbola zany farany.\v 8 Fa hisy firenena hanafika firenena, de hisy fanjakana hanafika fanjakana. Ka hisy horohoro-tany amin'ny tany samihafa, sady hisy mosary koa. Zany no fiatomboan'ny fijalen'ny fiterahana.