-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/12/41.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 41 Aveonigny Jesôsy de nipetraka takekin'ny boatin-drakitra tamin'ny tempoly; nizaka an'ny olona ndregny nandatsaka vola tamin'ny fanatazana rakitra tao. Mpanankarena maro be no tena nandatsaka vola maro be tao. \v 42 De nisy viavy sahiragna mpitondra tegna raika zay tonga nandatsaka vola madinika roy, zegny farany bitaka na ampitovizina amin'ny iraimbilanja.