-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/12/10.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 10 Tsy nivakinareo izany Soratra Masina izany a? " Ny vato nilavin'ny mpanangana tragno igny mihitsy, no nagnamboarana fehizoro. \v 11 Tamin'ny Tompo izany, sady de mahagaga teo imasontsena."' \v 12 Miaragna ny hisamborana an'iJesôsy iary zareo, kanefa de matahotra fokonolona, satria fantan'iary zaeo fa hagnoherana an'iary zareo ny fagnoharana izany. Ka de navelan'iary zareo izy de nenga iary zareo.