-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/12/08.txt

1 line
254 B
Plaintext

\v 8 Nisamborin'iary zareo, de nivoniny , sady natsipiny tam-belagny tani-bôloboka. \v 9 ka de, ino arika no ataon'ny tompony tanim-bôloboka? Ho avy izy de handrava an'iary zareo mpamboly vôloboka io sady hagnome ny tanim-bôloboka io ho an'olon-kafa.