-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/12/04.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 4 Nagniraka mpanompo hafa handeha amin'iary zareo io ndreka izy. De nivangoin'iary zareo tamin'ny lohany sady nalainy baraka. \v 5 De mbola nandefa hafa my izy, ka de nivonin'iary zareo raika io. Nataon'iary zareo karan'izany koa ny sasagny io, nivangoiny sanagny sady nisy nivoniny.