-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/12/01.txt

1 line
651 B
Plaintext

\c 12 \v 1 De nanomboka nampianatra an'iary zareo tamin'ny resaka fagnoharana Jesôsy. De nizaka Izy hoe: "Nisy lilahy nagnano tanim-bôloboka, nagnisy lakoro nagnodidigna an'izany, sady nandavaka famiazana. Nanangana tilikambo izy de aveo nampagnofainy tamin'ny mpamboly vôloboka igny tanim-bôloboka igny. De nenga nandeha lavitra izy aveon'igny. \v 2 Tamin'ny fotoana mety, de nagniraka mpanompo handeha tamin'ny mpamboly vôloboka igny ndreka izy hangalaka amin'iary zareo ny sasany amin'ny zegny mba tokony anjara vokatra amin'ny tani-mbôloboka io. \v 3 Fa de nisamboron'iary zareo, nivangoiny, sady niroasiny tsy nitondra ndre ino ndre ino.