-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/11/27.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 27 De niakatra agny Jerosalema ndreka iary zareo. ka ndreka nandehandeha tan-kianjan'ny Tempoly Jesôsy, de tonga nagnatogna Anazy ny lohandohan'ny mpisorona, ny mpanoradalàna miaraka amin'iary zareo loholona. \v 28 De nizaka iary zareo tamin'Azy hoe:" Fahefana avy aza no mahatonga Anao magnano raha karan'io sady iza nagnome fahefana Anao hagnano an'izany?"