-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/11/24.txt

1 line
549 B
Plaintext

\v 24 Izany mahatonga Anaha mizàka aminareo hoe:"zeny raha hivavahanareo sy nangatahinareo, minoa fa efa nahazo an'izany anareo, sady ho azonareo izany. \v 25 Ndreka mijoro sady mivavaka anareo de tsy mentsy magnadigno ny alahelo marobe anagnanareo na amin'iza na amin'iza. Amin'izay avelan'ny Iabanareo an-danitra agny koa ny fahotanareo. \v 26 [Fagnamarihana: Ny fandikana tena tsara de tsy magnisy hoe: (Jerevo amin'ny Mat. 16:15) Mk. 16:26 " Fa raha ts mamela koza anareo, de tsy hamela ny fahotanareo my koa ny Iabanareo zay an-danitra agny."]