-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/11/22.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 22 De nivalin'i Jesôsy iary zareo hoe:"Manàgna finoana an'Andriamanitra. \v 23 Zakaiko marina tegnany fa ndre iza ndre iza mizaka amin'ny tendrombohitra io hoe: 'Mitsangana ka Milavoa an-dranomasina agny,' ka raha tsisy fisalasalana agnatin'ny fon'iary zareo ka mino fa hiseho amin'iary zareo ny raha nizakainy, de karan'izany my ataon'Andriamanitra."