-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/11/17.txt

1 line
501 B
Plaintext

\v 17 De nampianatra an'iary zareo Izy ka nizaka hoe:"Tsy efa voasoratra ma hoe:" Ny tragnoko de zakaina hoe tragno fivavahana ho an'ny firenena maro aby io?" nefa nagnamboaranareo toerana fisitrian'ny mpangalatra. \v 18 Regnin'iary zareo lohan'ny mpisorona mbàn'iary zareo mpanoradalàna ny raha nizakainy ka de nitady hevitra hamonoana Anazy iary zareo. Fa natahotra Anazy iary zareo satria ny fokonolona gaga tamin'ny fampenarany. \v 19 Ka ndreka alina andro, de nenga tamin'ny tanàna iary zareo.